Toraka bilaogy kely politika mba tsy aritra

Published on 12:51, 03/16,2010

Hay vare ka tsy ny daewoo sy ny 1M d'hectare-ny ihany kay no nivarotan'ireo izay teo @ fitondrana ny tanindrazana fa efa nahazo 465000 ha ihany koa ry indien Varun international???

Ary mbola mety misy hafa koa angamba any efa nividy koa fa tsy fantatra?

Dia firy metatra zany sisa no iainan'ny gasy vendrana sy ambany hoatra anay???

Jereo ity article ity:

http://www.la-croix.com/Les-achats-de-terres-cultivables-s-accelerent-dans-le-monde/article/2417814/4077

etude n'ny firenena mikambana , sao misy milaza fa mandainga ndray

http://www.srfood.org/images/stories/pdf/otherdocuments/20090611_large-scale-land-acquisitions_fr.pdf

Efa lasa any zany ny ampahan'io vola io? de iza no nihinana azy??

Zany tokoa lay hoe mivarotra tanindrazana rey olona

De ao @ zao moa ny miady seza sy mifandripaka de mande ihany ... nefa ny olona avy ety ivelany misoloky, mandrisika sy mitsetsitra mihomehy fotsiny.

Rehefa azo ny tany, azo ny harena ankibon'ny tany (vatosoa, volamena, petrole atsy ho atsy), azo ny fuite des cerveaux, azo ny harena andranomasina (ny mpijirika trondro sy pirate jerena fotsiny), ny rano aza misy mangalatra,... FAIKANY SISA tavela eo,

De mody ampiany @ zay le gasy be zesta hoe atao hono ny fandrosoana haingana e, demokrasia e, mangarahara e,... sns...bla bla bla... de oé oé oé hozy ny gasy kely... ze alefa eo mety avokoa...13 mai, oéoé, zanadambo, magro, HAT!sns .....e e tsy avotra e

Haiti aza mbola misy antenaina !!!!!

Oviana foana vao ho tonga saina???

N.R.


Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro

Published on 11:10, 03/16,2010

 Alive With Color

"Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino." (Matio 13:43)

Mamaky an'ity andinintsoratra masina ity eto aho de velontsento kely. De marina tokotrany ne izany e, indray andro any, mety tsy ho ela fa ato ho ato...de hamirapiratra toy ny masoandro tokoa ny fahamarinana.....ary hamirapiratra tahaka izany koa ny marina

Asa nareo aloha fa @ zao fotoana itenenana izao aloha dia maizina, ary miraparapa ao anatin'ny fahamaizinan'ny tsy fahamarinana mihitsy isika olombelona. Maizina mikitroka, tsy ahitana izay aleha intsony. Fa izay rehetra fisainan'ny olona dia ratsy avokoa. Isaky ny izay atao, na izay jerena dia manontany tena foana hoe inona indray zao no maizina ao ambadik'io ao!!! Tsy mandry mihitsy ny saina andro aman'alina noho ny afitsok'ny olombelona.... mira tsy hitovy ny t@ andron'ny Noah mihitsy?? Gen 6:5

Fampanantenana mamelombelona anefa ty teny eto ity hoe: "Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy".

Tsy vitan'ny hamirapiratra, fa hoe ao @ fanjakan'ny Rainy...

Tsy haiko nareo na misy zanaka president na minisitra na mpanjaka, ... fa mba hitako mafinaritra ihany zany hoe zanaky ny Mpanjaka zany...Mpanjakan'ny Mpanjaka...Andriamanitra Ray mihitsy. Ngamba de tsy hisy hampahory ntsony (tsy ngamba fa tena zay mitsiny).

Asa aloha na efa natsangan’Lay Mpanjaka ho zanany ianao na tsia? Fa izay zanany ihany eto io marina voalaza eto io, fa tsy hoe izay rehetra madio casier judiciaire akoriny. Ka raha mbola tsy afaka madiodio ny tsy fahamarinanao dia dieny zao enao toroiko hevitra hihaonanao haingana @ Lay Mpanjaka, fa Izy dia mitady zaza hatsangana maro.

Manantena antsika rehetra hamirapiratra tsy ho ela e!!!

N.R


Une directive pour la vie

Published on 11:08, 03/09,2010

Allez mes frères et sœurs, si vous ne savez pas quoi faire de votre vie, je vous donne la clé de succès et du bonheur, le sens de la vie quoi.

Quel est le sens de la vie? A quoi ça sert de vivre? On vit pour quoi? Pour qui? Pour où? Pour quand? … Trop de questions que ni la philosophie, ni la science, oui … la divine science que nous vénérons tous, … ni la science ne puissent répondre.

Mais … Euréka!! J'ai fait une découverte ce jour!!! une découverte qui peut sauver le monde … ouais, sauver tout le monde!

En faite nous avons, tous, des vocations,… et une vocation. La vocation universelle. Cette vocation universelle nous est tous commune, qu’on soit européen ou asiatique ou africain ou américain(continent).

Nous sommes destinés à MANIFESTER la grandeur de celui qui nous a créé!! Et oui, nous avons été créés, pas évolués comme disent certaines créatures rebelles à son origine.

C’est vrai que déjà en partant de cette base élémentaire, certains voulaient déjà errer. Quelle honte y-a-t-il d’accepter qu’on a été créé? Cela nous rabaisse-t-il? ou au contraire nous élève au rang de quelque chose plus grandiose? Tant pis je peux pas m’éterniser la dessus mais si vous n’êtes déjà pas convaincu d’être crées, n’imaginez pas pouvoir donner sens à votre vie!!!

Nous ne cessions de nous émerveiller devant l’ingéniosité des hommes. Quelle espèce animale celle-la!!! Elle fait des choses incroyables!! fous les uns après les autres!! grandioses, géniales, …même catastrophiques. Quelle espèce puisse détruire la planète terre et même au delà en quelques secondes autre que le homo sapiens? même les plus terrifiants des dinosaures ne peuvent faire un millionième fois la capacité destructrice de l’homme. Sacrée espèce!!!

Tous ces potentiels servent à quelques choses quand même? Servent à quoi? à courir après quoi? Pourquoi personne ne sache le mode d’emploi de notre espèce? Cherchez où est l’erreur?

Par ce que nous avons été piratés, contrefaits, reformatés, infectés, pervertis. Oui, c’est l’ultime affaire de l’histoire du monde. L’espèce humaine est pervertie jusqu’à l’os, jusqu’à sa racine génétique. Le plus grand pirate avait injecté dans le gène humain la corruption, le péché!!! oui aie, le péché. Qu’aucun antivirus et remède n’a été trouvé jusqu’à ce jour par nos grands savants scientifiques .

On a tous essayés, religion, polices scientifiques, surveillance, alarmes, prisons, répressions, éducations civiques, assistance sociale, … mais non, la délinquance flambe toujours, les agressions se multiplient, l’humain reste toujours le 60% de cause de mortalité sur la terre, le 90% source de destruction de la planète.

Sauf que, un ancien remède a été présenté depuis des siècles, et qui a été prouvé efficace. Ce remède a même été conçu bien avant que le monde existe. Ce remède est un personnage, un humain, un Dieu, un roi, un guérisseur, un guerrier, un restaurateur, un chef, un ami, un superman … bref un Jésus né dans le Palestine il y a 20 siècles.

C’est lui le Créateur devenu créature pour montrer la grandeur de la création. C’est Lui qui manifeste le sens de notre vie. Notre vie a un sens, et Lui il l’a montré. Savez vous que votre vie est semi-ETERNELLE, par exemple? Qu'il avait un début, mais qu’il n’aura jamais de fin? Disons qu’on peut dire que la fin de notre vie sera une “fin éternelle” ou une “vie éternelle”, bref sans fin quoi!

Savez vous que Jésus a été envoyé pour nous donner une vie pleine de sens et qui chemine vers une vie éternelle? car le définition même de la vie c’est d’être vivant, animé, capable de sentir et agir … la vie ne se crée pas (pour l’instant nos savants n’ont pas pu créer “la vie”), elle se transmet. Donc c’est quelque chose qui a une origine. Ce qui permet de déduire que “vivre” c’est hériter de la vie, être avec la source de vie. Mourir c’est de se séparer de cette “souffle de vie”. Jésus nous apporte cette vie, il en est la source. Connectez-vous à Lui et votre vie sera illuminée pour toujours.

N.RHEVI

Extrait de 2Ti 1:9, la bible


Thèmes biblique mahafinaritra

Published on 00:46, 02/20,2010

Asa na mahaliana anareo fa ato izao misy themes be dia be araka ny baiboly. Ny mampiavaka ity site ity dia tsy mba manao fanazavana lavabe izy ireo na mampiseho ny heviny, fa dia mitanisa fotsiny ny tenin'Andriamanitra mahakasika ilay thème. Ny tenin'Andriamanitra nno manazava azy automatique. Tsy ratsy an.

Thumbnail via WebSnapr: http://www.bibletopics.com/

Dia mazotoa aby mandinidinika zavatra araka ny fanazavan'ny soratra masina

N&J R


Fahotana ny Homosexualité

Published on 12:19, 02/19,2010

Asa na hitanareo fa nivoaka omaly ity baiboly ho an’ny gay ity

http://www.prweb.com/releases/2010/02/prweb3615254.htm

 

Ny homosexualité dia fahotana, ary noraran'Andriamanitra ary nasainy nofadiana!! na dia misy aza ny tsy mankasitraka an’izany ary nitory t@ tribunaly fa diso hono ny voasoratra ao @ dikateny sasany milaza fa ota ny homosexualité, tany Michigan, source CPDH.info

Ireto andininy ireo dia manambara mazava fa fahotana ny homosexualité: Genesis 18,19 (fiainan'ny sodoma sy gomora), Lev_20:13Jdg_19:22; 1Ki_14:24; Rom_1:26-27, 1Co_6:9; 1Ti_1:10; Jud_1:7

Ary na ny baiboly aza dia milaza fa contre-nature izany, mazava tsara moa izany @ dikanteny hafa ankoatry ny @ teny gasy (fa @ teny gasy tsy dia voalaza loatra hoatran'zany, asa io lay pudeur malagasy?) (Rom 1, Jud 1)

Raha tsy homosexuel aza nefa mankasitraka an'izany dia mbola fahotana koa izany satria mankasitraka ny manao ratsy...ka tsy misy idiran'ny tolerance na fanavakavahana (racisme) mihitsy amin'zany. Tsy mankasitraka ny ota Andriamanitra na ho "tolerer" - n'izao tontolo izao sy ho ankasitrahany aza  izany

Rom 1:32

Hozy ny Ohab 8:13 "Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an'i Jehovah. Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny lalana ratsy Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa."

Sal 119:104 Ny didinao no nahazoako fahalalana; Izany no ankahalako ny lalam-pitaka rehetra.

Izao moa dia hita mihitsy fa mitady hampandainga an'Andriamanitra ireto olona ireto, ka asiana an'izao atsanga tsy aman'orana izao hilazana fa Andriamanitra mihitsy no miteny hoe toléré ny homosexualité, ny termes ampiasainy moa dia termes mahazatra ny kristiana hoe: "famelankeloka" !! ny famelankeloka tsy tolerance velively, fa fialana @ heloka natao, fanekena fa DISO izany ary miozona TSY HANAO izany intsony.

Te hanilika ny responsabilité-ny koa ny olombelona dia lazaina fa avy @ génetique na prédisposition hormonal hono no mahatonga azy ho gay ka tsy tomponan'andraikitra @ izany ka tsy tokony ho melohina.

Raha izany maninona tsy avela hirenireny eny koa ny serial killer izay hita fa marary saina hatramin'ny fahakeliny ohatra? maninona no "interner"-na? (gadraina any @ toerampitsaboana voatokana ho @ zany) ... sa ny homosexualité tsy misy victime humain fa plaisir fotsiny de tsy maninona??? Amin'Andriamanitra rehefa fahotana dia fahotana.

Andriamanitra tsy mi-"tolerer" fahotana, fa mamela raha miala @ izany fahotana izany isika!!!

Hadinon'ny sasany angambany, izay milaza fa kristiana, fa nanefa ny ainy mihitsy Kristy mba hanadiovana ny otantsika, tsy ni-tolerer-n'Andriamanitra mihitsy ny ota, fa nisy Hafa dia Kristy nisolo voina antsika nandray ny sazy rehetra. Ary sazy henjana fa tsy nisy fizahantavan'olona ka hoe Kristy io ka atao moramora, kapoka, fijaliana, eso, fahamenarana sy fitanjahana, hazo fijaliana...fahafatesana.

 

N&J.R

Raha liana handalina bebe kokoa momba ny homosexualité dia ireto torohevitra omeko

http://www.christianity.ca/NetCommunity/Page.aspx?pid=3642

http://bible.org/article/homosexuality-christian-perspective

http://selonlabible.over-blog.com/article-23334140.html

http://www.evangelicalbible.com/homosexual.htm


1 2 3 4 5 6 7 8  Manaraka»