Methode fianarana

Published on 23:40, 02/24,2009

http://www.studygs.net/francais/index.htm
en francais, tsara

 

 

http://www.cse.buffalo.edu/~rapaport/howtostudy.html

Miaraka @ BD

OUTLINE and INDEX:

 

http://www.testtakingtips.com/

Test Taking Tips

Study Skills & Tips

Note Taking

Cramming Techniques

Reducing Test Anxiety

Test Taking Tips for Parents

 

http://www.cpcc.cc.nc.us/academic_learning/studyskills.htm

Mamango sous forme historique, sady documents words

 

http://www.adprima.com/studyout.htm

TSara ihany koa

 

 

http://www.d.umn.edu/kmc/student/loon/acad/strat/

Methodique tsara

 

http://www.studytips.org/

How to Improve Your Study Skills and Get the Most Out of Your Educational Experience:

mamango

 

http://www.howtostudy.org/overview.php

 

http://www.coun.uvic.ca/learning/

Tsara be, counselling service

 

http://tep.uoregon.edu/resources/faqs/outsidehelp/study.html

Resumé global

 

http://www.sunysccc.edu/student/Advisement/keystosuccess.htm

keys to college success

http://frank.mtsu.edu/~studskl/

http://webhost.bridgew.edu/jhayesboh/NOT13TH/not13th.htm

http://www.lib.uoguelph.ca/assistance/learning_services/fastfacts/

effective learning

 

 

 

 

 

 

 



Madagasikara mitolona

Published on 10:25, 02/03,2009

A LA UNEMampalahelo tokoa ny mahita ny fahafatesan'olona maro (efa ho anjatony) sy ireo very fananana vokatr'ity korontana misy eto Madagasikara ity. Eny rey olona, fa tsy horohorontany, tsy hetraketraky ny natiora, tsy dorotanety na rivodoza no mandripaka eto, fa dia ny fahotan'ny olona ihany.

Isika ihany no manary ny aintsika anie. Manimba, mandoro, mamono.

Dia hono hoy aho, inona no tombotsoa azo @ zao korontana rehetra miseho izao?

Ny vakitrano sy ny halatra isankarazany? Mitondra inona? Harena kely voatsirambin'ny tànana ve. Nefa ireny ve de atakalo ny aina ?

Io fahotana kely io, io fitiavan-karena io, io ve dia atakalo ny aina sy ny hoavy mandrakizay ny fanahy?

Rehefa tsy ny fahotana sy ny vokadratsy aterany no iadiantsika isanandro fa ny fahefamividy, laza sy voninahitra, dia toy ny mian-dranomasina mitondra lakana feno lavaka. Mivoy mivoy hatrany fa miha milentika milentika ihany.

Marina fa misy ireo mieritreritra fa miady ho amin'ny fampanjakana ny fahamarinana izy, dia @ fomba ahoana anefa? "La fin justifie le moyen" ve? Tsy ny baiboly no mampianatra izany, fa amin'Andriamanitra ny "moyen" no mitondra ho @ "la fin", hotsaraina @ izay rehetra ataony ny olona rehetra hatramin'ny antsipiriany farany kely indrindra aza. Ary voakasik'io ny rehetra na ny vahoaka na ny mpitondra.

Mivavaka isika ary tokony hivavaka foana ho an'i Madagasikara sy ireo mpiray tanindrazana. Saingy miankina 100% amin'ny fanapahankevitry ny tsirairay no antoka mampivoatra ny firenena, dia ny fialàna tanteraka @ làlana efa mahazatra-n'ny fahotana ary faneken'ny tsirairay hanjakan'ny fitiavan'i Jesosy eo @ fiainany. Jesosy izay efa nanaiky hitondra ny fahotantsika tsirairay, Izy no ekena ho Tompo hitarika @ izay rehetra atao. Tsy mila filaharana izany, tsy mila tolona sy fitokoana, fa famonjena maimaimpoana tsy vidiana. Ho an'izay manaiky ny handray Azy.

Raha tsy ampy intsony ny ao am-bilianao anio, ka maizina aminao ny ampitso, Jesosy vonjena haingana, fa Izy no mahavaha maika sy tanteraka ny olanao. Fa tsy olona na tsangan'olona loatra.

Hozy ny toriteny omaly alahady izay, aoka tsy ho diso cible isika @ ady ataontsika isanandro @ fianana (fa ady ny fiainana ho an'izay tsy mbola mahalala), fa tsy olona izany, tsy zavatra, tsy firehana, tsy fombafomba na kolotsaina, fa devoly sy ny fahotana. Tsy ny "tsy fananambola" loatra no tena olana @ fiainantsika isanandro, tsy ny sakafo tsy ampy, tsy ny hena tsy ohanina na ny lasantsy miaka-bidy, tsy izany loatra, fa ny fahotana sy ny aterany ka mahaiza miady ary aza very fahavalo aodikodin'i satana saina fa izy no tena rangory fototry ny afo.

Tsy ny mpangalatra, mpanendaka na ny rivodoza no tena hanao "dommage" lehibe amin'ny fiainantsika, fa ny fahotana sy  ny fandrik'i devoly, koa samia mailo. Arovy ny tenanao, arovy Madagasikara, hozy ny slogan malaza be iray izay.


Version bojo na logiciels mahafinaritra

Published on 12:51, 01/14,2009

 

Tsy fantatro na mba mitovitovy @nay nareo, fa izahay dia tsy dia tia mividy logiciel loatra (na dia mba manamboatra ihany aza indraindray) ka dia faly mampiasa an’reny freeware reny.

Raha izao no mitohy mbola hisy developpeur hivelona ve?

Ny tena marina ny freeware rehetra dia logiciel natao hampiasain’ny sarambabembahoaka fa tsy usage professionel. Raha vao natao hitadiavambola ilay izy dia vidiana lafo.

raha tianao koa dia ato ny filehippo, akama be koa reo

Last Freeware version:


Atao inona moa sabatra?

Published on 09:21, 01/06,2009

Salama o

Inty eto lahatsoratra kely nahafinaritra ahy, somary nandaniako fotoana kely nadika, ho an'ireo izay tsy dia mahavoa anglisy loatra

Nalaiko avy tato(http://www.desiringgod.org/Blog/1574_Swords_Are_for_Killing/).

Mankafiza ary

Hotahian'Andriamanitra aby,

N.RHEVI


Les épées sont faites pour tuer
Posted: 05 Jan 2009 06:38 AM CST
(Auteur: John Piper)
Dans le  nouveau testament les épées n'étaient pas faites pour creuser, raser, ou tailler. Elles étaient faites pour tuer.
La seule raison Peter a découpé l'oreille de Malchus' c'était parce qu'il a manqué à sa cible (John 18 : 10).
Mais Herode, lui il n'a pas manqué son coup " Il a tué James le frère de John avec l'épee" ; (Actes 12:2).
Beaucoup de saints ont senti dans leur vie la force de l'épée: «Ils ont été lapidés, ils ont été sciés en deux, ils ont été tués par l'épée" (Hébreux 11:37). Ça a toujours été comme ça et le restera toujours: "Si quelqu'un doit être tué par l'épée, avec l'épée il doit être tué" (Apocalypse 13:10).
C'est pour cela que les épées sont faites. Ainsi, lorsque Paul appelle la parole de Dieu «l'épée de l'âme», dans Ephésiens 6:17, il est bien sérieux, quelque chose doit être mis à mort. Et il ne s'agit pas de personnes. Nous, les chrétiens ne tuons pas les gens pour propager notre foi, par contre nous mourons pour proclamer notre foi.
Voici ce que dit Paul dans Romain 8:13
"Si par l'esprit vous mettez à mort les oeuvres du corps, vous vivrez"
La parole de Dieu est l'épée de l'âme. L'épée est faite pour tuer. Et par l'Esprit nous mettons à mort les oeuvres du péché. J'en conclue que nous tuons nos péchés avec l'épée de l'âme, qui est la Parole de Dieu.
Toutes les tentations du péché sont rendues puissante  grâce au mensonge qui les composent. Ce ne sont que des "désirs trompeurs " (Ephésiens 4:22). Ils nous affirment souvent que le plaisir du péché en vaut toute la peine du monde, et que c'est sensationnel. La puissance de la vérité de Dieu est là pour massacrer ces mensonges . L'épée de l'âme, la Parole de Dieu, est l'arme absolu à utiliser.
Comme l'a dit John Owen "Tuez le péché, ou il vous tuera.".  C'est pour cela que nous avons besoin de ces épées, qui sont contenues particulièrement dans la bible.

traduit par N.RHEVI de l'article de John Piper sur Desiring God Blog

http://www.desiringgod.org/Blog/1574_Swords_Are_for_Killing/


Echo Web Framework concurrence ho an’ny silverlight ve ity?

Published on 10:18, 01/05,2009

Tsy manana olana loatra aho manoloana an’i silverlight sy ny ho aviny. Ny tena manahirana aminy fotsiny dia ity izy mi-“imposer” framework vaovao hasolo ny web efa mahazatra antsika ka ilana fametrahana milina “microsoft” isaky ny client mba ahafahana mampiasa azy.

Ny java, javascript, php sns anefa dia manana milina azy manokana izay mipetraka ao @ serveur ka tsy ilana milina hafa any @ coté client.

Inty eto Echo3 n’i nextapp izay toa ahavitana zavatra mahavariana, mifanahatsahana @ silverlight na dia tsy mampiasa afatsy AJAX n’i Java sy javascript aza izy.

Maivana ihany koa ny fampiasana azy ao @ browser client.

Thumbnail via WebSnapr: http://echo.nextapp.com/site/

Inty eto ny demo

Thumbnail via WebSnapr: http://demo.nextapp.com/echo3csjs/ 

Echo Web Framework | Developer information for creating AJAX web applications using the Echo2 and Echo3 frameworks

 

N.RHEVI


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10  Manaraka»